Asanao Izao (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Fa Asanao Jesosy ô no ataonay
Aza avelanao hirehareha
Ny talenta izay efa nomeNao, hiderana Anao
Ô, mba tahioNao izao Asa izao Jesosy ô,
fa Asa tsy mba mora mampanahy
Indro apetrakay eo an-tanaNao
fa ANAO IZAO ASA IZAO
Matetik' izahay Jesosy ô solafaka,
mitanisa ireo zava-bitanay
Toa tsy heverinay akory anie hoe Asanao izao
Izahay no tazàna vznfmuai fa tsy Hianao
Hmmm.... lnonii
Matetik' izahay Jesosy ô solafaka,
mitanisa ireo zava-bitanay
Toa tsy heverinay akory anie hoe Asanao izao,
izahay no tazàna fa tsy Hianao.
Ô, tononkira.serasera.org mba tahioNao izao Asa izao Jesosy ô
fa Asa tsy mba mora mampanahy
Indro apetrakay eo an-tanaNao
fa ANAO IZAO ASA IZAO.
Ref : xdsdjlps Fa Asanao Jesosy ô no ataonay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Vangy : 280
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : FS12
Daty : 02/01/2026 17:11