Asanao Izao (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Fa Asanao Jesosy ô no tononkira.serasera.org ataonay
Aza avelanao hirehareha
Ny talenta izay efa nomeNao, hiderana Anao
Ô, mba tahioNao izao Asa izao Jesosy ô,
fa Asa tsy mba mora mampanahy
Indro apetrakay eo an-tanaNao
fa ANAO IZAO ASA IZAO
Matetik' izahay Jesosy ô solafaka,
mitanisa ireo zava-bitanay
Toa tsy heverinay akory anie hoe Asanao izao
Izahay no tazàna fa tsy Hianao
Hmmm....
Matetik' fhebmtw izahay Jesosy ô solafaka,
mitanisa ireo zava-bitanay
Toa tsy heverinay akory anie hoe Asanao izao,
izahay no tazàna fqhrvrfc fa tsy Hianao.
Ô, mba tahioNao izao Asa izao Jesosy ô
fa Asa tsy mba mora mampanahy
Indro apetrakay eo an-tanaNao
fa ANAO IZAO ASA IZAO.
Ref : Fa Asanao Jesosy ô no ataonay
Aza avelanao hirehareha
Ny talenta izay efa nomeNao, hiderana Anao
nujs

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 278
Likes : 2 Like
Created by : FS12
Date : 02/01/2026 17:11