Asanao Izao (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Fa Asanao Jesosy ô no ataonay
Aza avelanao hirehareha
Ny talenta izay efa nomeNao, hiderana Anao
Ô, mba tahioNao izao Asa izao Jesosy ô,
fa Asa tsy mba mora mampanahy
Indro apetrakay eo flkpssw tononkira.serasera.org an-tanaNao
fa ANAO IZAO ASA IZAO
Matetik' izahay Jesosy ô solafaka,
mitanisa ireo zava-bitanay
Toa tsy heverinay akory anie hoe Asanao izao
Izahay orxaxrp no tazàna fa tsy Hianao
Hmmm....
Matetik' izahay Jesosy ô solafaka,
mitanisa ireo zava-bitanay
Toa tsy heverinay akory anie grbyd hoe Asanao izao,
izahay no tazàna fa tsy Hianao.
Ô, mba tahioNao izao Asa izao Jesosy ô
fa Asa tsy mba mora mampanahy
Indro apetrakay eo an-tanaNao
fa ANAO IZAO ASA IZAO.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 277
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : FS12
Date : 02/01/2026 17:11