Andro farany (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andro farany izao ka mibebaha ianao
Efa mihakaiky ny ora hiavin'ny Tomponao
Aza manamafy fo, ahitsio reo teo aloha
Miverena fa tononkira.serasera.org ny Tompo anie ka reob ta handray anao

Ref: Betsaka ny olana miseho amin'izao fiainana izao
Misy koa ny fahoriana mahakivy anao
Nefa hatrakao ny loha fa Jesosy anie
Homba ytaph anao hatrany hatrany n'aiza n'aiza aleha

2- Andro farany izao ka miovà ianao
Aza miandry kapoka fandrao hanenina ianao
Atolory izao ny fo, raiso Jesosy ao am-po
F'izy no afaka gybkgwp hanome anao ny fiadanana

Betsaka ny olana.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Vangy : 960
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 25/08/2023 14:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304