Andro farany (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andro farany izao ka mibebaha ianao
Efa mihakaiky ny ora hiavin'ny Tomponao
Aza manamafy ctpwjpwy fo, ahitsio reo teo aloha
Miverena fa ny Tompo anie ka ta handray anao
Ref: tononkira.serasera.org Betsaka ny olana miseho amin'izao fiainana izao
Misy koa ny fahoriana mahakivy anao
Nefa hatrakao ny loha fa Jesosy anie
Homba anao hatrany hatrany n'aiza n'aiza aleha
2- Andro farany izao ka miovà ianao
Aza miandry modoh kapoka fandrao hanenina ianao
Atolory izao ny fo, raiso Jesosy ao am-po
F'izy no afaka hanome anao ny efgrdgxl fiadanana
Betsaka ny olana.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 919
Likes : 1 Like
Created by : Randria7
Date : 25/08/2023 14:35