Andro farany (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andro farany izao ka mibebaha ianao
Efa mihakaiky ny plom ora hiavin'ny Tomponao
Aza manamafy fo, ahitsio reo teo aloha
Miverena fa ny Tompo anie ka ta handray anao
Ref: Betsaka ny olana miseho amin'izao fiainana izao
Misy koa ny ollih fahoriana mahakivy anao
Nefa tononkira.serasera.org hatrakao ny loha fa Jesosy anie
Homba anao hatrany hatrany n'aiza n'aiza aleha
2- Andro farany izao ka miovà ianao
Aza miandry stpi kapoka fandrao hanenina ianao
Atolory izao ny fo, raiso Jesosy ao am-po
F'izy no afaka hanome anao ny fiadanana
Betsaka ny olana.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 959
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Randria7
Date : 25/08/2023 14:35