Afaka ianao (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(unisson homme) Raha mba azo atao
Esory amiko, ity kapoaka ity Ray ô
Fa tononkira.serasera.org mafy amiko
Nefa aoka re, tsy ny sitrapoko izao
No ho tanteraka fa ny Anao
(unisson femme) Raha mba azo atao.....
Ref : Jesosy nijaly teo ambony hazo fijaliana
Hanafaka ny otanao sy ny heloka asvey lxclfw vita hatrizay
Koa raiso izy anio, amin'ny fo madio
Dia ho hitanao fa ho sambatra gptgd ianao
(choeur) Raha mba azo atao ........
Ref : Jesosy nijaly teo .... x2
Esory amiko, ity kapoaka ity Ray ô
Fa tononkira.serasera.org mafy amiko
Nefa aoka re, tsy ny sitrapoko izao
No ho tanteraka fa ny Anao
(unisson femme) Raha mba azo atao.....
Ref : Jesosy nijaly teo ambony hazo fijaliana
Hanafaka ny otanao sy ny heloka asvey lxclfw vita hatrizay
Koa raiso izy anio, amin'ny fo madio
Dia ho hitanao fa ho sambatra gptgd ianao
(choeur) Raha mba azo atao ........
Ref : Jesosy nijaly teo .... x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Vangy : 659
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 24/08/2023 07:38
