Afaka ianao (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(unisson dojgdd homme) Raha mba azo atao
Esory amiko, ity kapoaka rixtk ity Ray ô
Fa mafy amiko
Nefa aoka re, tsy ny sitrapoko izao
No ho tanteraka fa ny Anao
(unisson femme) Raha mba azo atao.....
Ref : Jesosy nijaly teo ambony tononkira.serasera.org hazo fijaliana
Hanafaka ny otanao sy ny heloka vita hatrizay
Koa raiso vxdhroba izy anio, amin'ny fo madio
Dia ho hitanao fa ho sambatra ianao
(choeur) Raha mba azo atao ........
Ref : Jesosy nijaly teo .... x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 658
Likes : 1 Like
Created by : Randria7
Date : 24/08/2023 07:38