Ampidiro aloha ny tenimiafina
Afaka ianao (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(unisson tononkira.serasera.org homme) Raha mba azo atao
Esory amiko, ity kapoaka ity Ray ô
Fa mafy amiko
Nefa aoka re, tsy ny sitrapoko izao
No ho tanteraka fa ny Anao
(unisson femme) Raha mba azo atao.....
Ref : Jesosy nijaly teo ambony hazo fijaliana
Hanafaka ny otanao sy ny pkzpbyzd heloka nmgqz vita hatrizay
Koa raiso izy anio, amin'ny fo madio
Dia ho hitanao fa ho sambatra ianao
(choeur) Raha mba azo atao ........
Ref : Jesosy nijaly teo .... rlihfiq x2
Esory amiko, ity kapoaka ity Ray ô
Fa mafy amiko
Nefa aoka re, tsy ny sitrapoko izao
No ho tanteraka fa ny Anao
(unisson femme) Raha mba azo atao.....
Ref : Jesosy nijaly teo ambony hazo fijaliana
Hanafaka ny otanao sy ny pkzpbyzd heloka nmgqz vita hatrizay
Koa raiso izy anio, amin'ny fo madio
Dia ho hitanao fa ho sambatra ianao
(choeur) Raha mba azo atao ........
Ref : Jesosy nijaly teo .... rlihfiq x2
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 614
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Randria7
Date : 24/08/2023 07:38
