VALIO (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa henonao va ilay fiantsoana
Ilain ny tompo sakaizany ianao
Ho mpiaramiasa manao fanompoana
Manomana ny fiaviany izao
Ilainy ianao isan' andro isan' andro
fa misy asa azonao atao
koa mandehana dia ny eny mbola atoandro
sao ho taraiky any ivelany ianao
zalb bdqrdsv Raha misy ireo sakatsakana maro
Zay te hamono ny talentanao
Dia Jeso tompo ihany faharo
Izay no antony hanairany anao
Fa finoana tsy miasa dia maty
Ka mivonona ianao dieny izao
Hiezaka sy tena hanamafy
Ny fanopoana efa natombokao
REF: Valio ny antsony fa misy hery
gknfpbf Omeny anao dia ho zanak'ianao
Te hampandova fa tsy olombery
'lay Tompo ny lanitra no Rainao
Koa araraoty f'izao no fotoana
Ny fonao ihany vohaina dia hihaona
Amin'ny ilay tomponao ianao
tononkira.serasera.org Jeso tsy sasatra mihitsy mitaona
ka manantena anao Izy izao
Ilain ny tompo sakaizany ianao
Ho mpiaramiasa manao fanompoana
Manomana ny fiaviany izao
Ilainy ianao isan' andro isan' andro
fa misy asa azonao atao
koa mandehana dia ny eny mbola atoandro
sao ho taraiky any ivelany ianao
zalb bdqrdsv Raha misy ireo sakatsakana maro
Zay te hamono ny talentanao
Dia Jeso tompo ihany faharo
Izay no antony hanairany anao
Fa finoana tsy miasa dia maty
Ka mivonona ianao dieny izao
Hiezaka sy tena hanamafy
Ny fanopoana efa natombokao
REF: Valio ny antsony fa misy hery
gknfpbf Omeny anao dia ho zanak'ianao
Te hampandova fa tsy olombery
'lay Tompo ny lanitra no Rainao
Koa araraoty f'izao no fotoana
Ny fonao ihany vohaina dia hihaona
Amin'ny ilay tomponao ianao
tononkira.serasera.org Jeso tsy sasatra mihitsy mitaona
ka manantena anao Izy izao
--------
Rohy:
Hevitra
paulramanantsoa
(
28/02/2016 19:30)
antso ataon' ny Tompo amintsika olombelona
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.SA.FIVangy : 2027
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : paulramanantsoa
Daty : 28/02/2016 19:34
