HE REHAREHANAY (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He reharehanay Jesoa Tompo mpanjakanay
Mpanavotra mahay
Ka ravoravo rpln ny fanahy midera Azy indray ka
Dia asandratrany
He reharehanay Jesoa Tompo mpanjakanay tononkira.serasera.org
Mpanavotra mahay
Ka ravoravo ny fanahy midera Azy indray ka
Dia asandratrany
Misaotra rqdyi Misaotra Tompo ô
Misaotra Anao Jesoa
Fa mahery hoa ny sandrinao e
Lehibe ny fitiavanao
Misaotra Misaotra Tompo ô
Misaotra Anao Jesoa
Fa mahery hoa ny sandrinao e
Lehibe ny fitiavanao
Ry olona navotana ô, ô Mitsangana inanao
O Miarena Izao
Ka midera ny Tomponao Mpanavotra anao
Mpamafa ny helokao
Ry olona navotana ô, ô Mitsangana inanao
O Miarena Izao
Ka midera ny Tomponao klbjvn Mpanavotra anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.SA.FIVangy : 1104
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : paulramanantsoa
Daty : 09/07/2022 20:10