Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jeso Mino Izahay (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso mino izahay
Jeso, Jeso mino izahay
(mino izahay) x2
F'ianao, ianao no avotray
(No avotra raha sendra)
Raha sendra ny mafy ety
(ny mafy ety dia tsy hisalasala)
Hiantso ny anaranao ry Jeso
Miandry,miandry sy djqlkxvv manantena
Omeo, omeo ny famonjena re
Fa mijaly, ory am-pahoriana
Noho ny fitia, te hanaraka Anao
Mafy, mafy anie ny ujevayt manjo
(ny manjo) x2
Vono, eso sy latsa koa
(vono sy eso latsa)
Nefa, nefa tsy kivy tononkira.serasera.org fo
Tsy kivy fo
satria mino izahay Jeso
Fa handova ny paradisa
Izay efa namboarinao
Ho spvdbeus an'ireo mpanara-dia Anao
Koa apetrakay, eo am-pelatananao
Ny Fo, Fanahy, koa mba raiso ry Ray
A/C: Mr David
Jeso, Jeso mino izahay
(mino izahay) x2
F'ianao, ianao no avotray
(No avotra raha sendra)
Raha sendra ny mafy ety
(ny mafy ety dia tsy hisalasala)
Hiantso ny anaranao ry Jeso
Miandry,miandry sy djqlkxvv manantena
Omeo, omeo ny famonjena re
Fa mijaly, ory am-pahoriana
Noho ny fitia, te hanaraka Anao
Mafy, mafy anie ny ujevayt manjo
(ny manjo) x2
Vono, eso sy latsa koa
(vono sy eso latsa)
Nefa, nefa tsy kivy tononkira.serasera.org fo
Tsy kivy fo
satria mino izahay Jeso
Fa handova ny paradisa
Izay efa namboarinao
Ho spvdbeus an'ireo mpanara-dia Anao
Koa apetrakay, eo am-pelatananao
Ny Fo, Fanahy, koa mba raiso ry Ray
A/C: Mr David
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Vangy : 761
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoniainadinarak
Daty : 25/05/2022 13:07
