Jeso Mino Izahay (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso mino izahay

Jeso, Jeso mino izahay
(mino izahay) x2
F'ianao, ianao no avotray
(No avotra raha sendra)
Raha sendra ny mafy ety
(ny mafy ety dia tsy hisalasala)
Hiantso ny anaranao ry Jeso
Miandry,miandry sy manantena
Omeo, omeo ny famonjena re
Fa mijaly, ory am-pahoriana
Noho ny fitia, hleehr te hanaraka Anao

Mafy, mafy anie ny manjo
(ny manjo) x2
Vono, eso sy latsa koa
(vono sy eso latsa)
Nefa, nefa tsy tononkira.serasera.org kivy fo
Tsy kivy fo
satria mino izahay Jeso
Fa handova qwogo ny paradisa
Izay efa namboarinao
Ho an'ireo mpanara-dia Anao
Koa apetrakay, eo am-pelatananao
Ny Fo, Fanahy, koa mba raiso ry Ray
                                             bqkn  A/C: Mr David

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0449