Jeso Mino Izahay (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso mino izahayJeso, Jeso mino izahay
(mino izahay) x2
F'ianao, ianao no avotray
(No avotra raha sendra)
Raha sendra ny mafy ety
(ny mafy ety dia tsy hisalasala)
Hiantso ny anaranao ry Jeso
Miandry,miandry sy manantena
Omeo, omeo ny famonjena re
Fa mijaly, ory am-pahoriana
Noho ny fitia, te hanaraka Anao
Mafy, mafy anie ny manjo
(ny manjo) x2
Vono, eso sy latsa koa
(vono sy eso latsa)
Nefa, nefa tsy kivy fo
Tsy kivy fo
satria mino izahay Jeso
Fa handova ny paradisa
Izay efa namboarinao
Ho an'ireo mpanara-dia Anao
Koa apetrakay, eo am-pelatananao
Ny Fo, Fanahy, koa mba raiso ry Ray
A/C: Mr David
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Visites : 453
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoniainadinarak
Date : 25/05/2022 13:07