Jehovah no anay (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hay ve rehefa tojo ny mafy ianao tsy mahita hombana mamoy fo
Hay ko ve rehefa nbmpb voadona izay vao miantsoantso ny anarany

Jehovah no ilay avotray ,avotra ho ahy ho mandrakizay

Ny ahy mandrakizay Jehovah ny ahy no tianay mandrakizay
Jehovah ny ahy no maminay sy tianay ka hanoloranay ny fo aman-panahy anio mandrakizay, rahatrizay


2. Aza miandry ny kapoka mahamahivay vao hitodika aminy
Sao ia ho tara ianao ka izay vao hitomany hangahiahy ery
             tononkira.serasera.org                          
                    ymbp                          Jehovah no ilay avotray ,avotra ho ahy ho mandrakizay
  
  Ny ahy mandrakizay Jehovah ny ahy no tianay mandrakizay
Jehovah ny ahy no maminay sy tianay ka hanoloranay ny fo aman-panahy anio mandrakizay, rahatrizay




     Antoko Mpihira Imerintsiafindra Fiderana

tvkr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)
Vangy : 2232
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nellah
Daty : 14/11/2017 14:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383