Jehovah no anay (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hay ve rehefa tojo ny mafy ianao tsy mahita hombana mamoy fo
Hay ko ve rehefa voadona izay vao inqu miantsoantso ny anarany
Jehovah no ilay avotray ,avotra ho ahy ho mandrakizay
Ny ahy mandrakizay Jehovah ny ahy no tianay mandrakizay
Jehovah ny ahy no maminay sy tianay ka hanoloranay ny fo aman-panahy anio mandrakizay, rahatrizay
2. Aza miandry ny kapoka mahamahivay vao hitodika aminy
Sao ia ho tara ianao ka izay vao hitomany hangahiahy ery
tononkira.serasera.org Jehovah no mwbfzl ilay avotray ,avotra ho ahy ho mandrakizay
Ny ahy mandrakizay Jehovah ny ahy bdepkr no tianay mandrakizay

Antoko Mpihira Imerintsiafindra Fiderana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Visites : 2197
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nellah
Date : 14/11/2017 14:07