Jehovah no anay (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hay ve rehefa tojo ny mafy ianao tsy mahita hombana amkuylx mamoy fo
Hay ko ve rehefa voadona izay vao miantsoantso ny anarany

Jehovah no ilay avotray ,avotra ho ahy ho mandrakizay

Ny ahy mandrakizay Jehovah ny ahy no tianay mandrakizay
Jehovah ny ahy no maminay sy tianay ka hanoloranay ny fo aman-panahy anio mandrakizay, rahatrizay


2. Aza miandry ny kapoka mahamahivay vao hitodika aminy
Sao ia ho tara ianao ka izay vao hitomany hangahiahy ery
          tononkira.serasera.org    kkvtm                          
                             dqraoit                 Jehovah no ilay avotray ,avotra ho ahy ho mandrakizay
  
  Ny ahy mandrakizay Jehovah ny ahy no tianay mandrakizay
Jehovah ny ahy no maminay sy tianay ka hanoloranay ny fo aman-panahy anio mandrakizay, rahatrizay




     Antoko Mpihira Imerintsiafindra Fiderana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1377