HIARAKA AMINY (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
2x
Mihevera ry miaina ny andro sisa anao!
Tsy ho ela fa mandalo izao tontolo izao
Tsy haharitra, vetivety dia ho rava sy ho lao!
Tany vaovao vjgdaiod no hijoro dia otpk ila tanana soa
Ref: 2x
Inona ary re no atao, sao dia hanenina eo e!?
Miantso anao 'Lay Fanahy HIARAKA AMINY

Miantso anao izahay izao, Hiaraka aminay e!
Hiara-hidera ny Tompo, dia ilay mpamonjy soa
Izy tokoa ilay tsy miova, toky ho ahy sy ho anao
'lay Kanàna, tany vaovao omeny ho ahy sy stidupw ho anao!

Ref: 2x
Manatona hosasany ny ota sy ny hekokao e
Miantso tononkira.serasera.org anao izy Tompo, HIARAKA AMINY! (2x)

A/C : Hary (S.T.K IF) 2025

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)
Vangy : 364
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoniainadinarak
Daty : 14/11/2024 08:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0382