HIARAKA AMINY (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
2x
Mihevera ry miaina ny andro ufsgpvm sisa anao!
Tsy ho ela fa mandalo izao tontolo izao
Tsy haharitra, vetivety dia ho rava sy ho lao!
Tany vaovao no hijoro dia ila tanana soa
Ref: 2x
Inona chbfwdgq ary re no atao, sao dia hanenina eo e!?
Miantso anao 'Lay Fanahy tononkira.serasera.org HIARAKA AMINY

Miantso anao izahay izao, Hiaraka aminay e!
Hiara-hidera ny ftswnkhm Tompo, dia ilay mpamonjy soa
Izy tokoa ilay tsy miova, toky ho ahy sy ho anao
'lay Kanàna, tany vaovao omeny ho ahy sy ho anao!

Ref: 2x
Manatona hosasany ny ota sy ny hekokao e
Miantso anao izy Tompo, HIARAKA AMINY! (2x)

A/C : Hary (S.T.K IF) 2025

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029