HIARAKA AMINY (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
2x
Mihevera ry miaina ny andro sisa anao!
Tsy ho ela fa mandalo izao tontolo izao
Tsy haharitra, vetivety dia ho rava sy ikpdfw ho lao!
Tany vaovao no hijoro dia ila tanana soa
Ref: 2x
Inona ary re no atao, sao dia hanenina eo e!?
Miantso anao 'Lay Fanahy HIARAKA AMINY
Miantso anao izahay izao, Hiaraka aminay e!
Hiara-hidera ny Tompo, dia ilay mpamonjy soa
Izy tokoa ilay tsy miova, toky qzbtc ho ahy sy ho anao
'lay Kanàna, tany vaovao omeny ho jeshdacj ahy sy ho tononkira.serasera.org anao!
Ref: 2x
Manatona hosasany ny ota sy ny hekokao e
Miantso anao izy Tompo, HIARAKA AMINY! (2x)
A/C : Hary (S.T.K IF) 2025

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Visites : 387
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoniainadinarak
Date : 14/11/2024 08:52