Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny zanako (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao ny taloha
F'efa lasana any ho any
Aza tairina hifoha
Ndrao mandrotsaka tomany
Fa ny masoko jerena
Mitodia sombinaina
Miondàna mafy eto
Mankatoa anao aho
Mahereza sombinaiko
Ka fafao tononkira.serasera.org ny ranomaso
F'efa kely ftrpxu koa ny aiko
Tsy hahafaka ny ankaso
Fa ny androko rehetra
Sisa iainako eto an-tany
Ho laniako tsisy fetra
Mankatoa anao aho
Fa ianao no fisiako
Vatolampy sy heriko
Fa ianao no fisiako
Vatolampy sy heriko
Raha ho lasana komg aho letsy
Ka ho irery indray enbv ialahy
Ka mahaiza fetsifetsy
Am'izay nihatra tam'ialahy
Fa ny androko rehetra
Na dia any ankoatra aza
Holaniako tsisy fetra
Mankatoa anao aho
Tonony sy feony : Zoarinjatovo Rahamison
F'efa lasana any ho any
Aza tairina hifoha
Ndrao mandrotsaka tomany
Fa ny masoko jerena
Mitodia sombinaina
Miondàna mafy eto
Mankatoa anao aho
Mahereza sombinaiko
Ka fafao tononkira.serasera.org ny ranomaso
F'efa kely ftrpxu koa ny aiko
Tsy hahafaka ny ankaso
Fa ny androko rehetra
Sisa iainako eto an-tany
Ho laniako tsisy fetra
Mankatoa anao aho
Fa ianao no fisiako
Vatolampy sy heriko
Fa ianao no fisiako
Vatolampy sy heriko
Raha ho lasana komg aho letsy
Ka ho irery indray enbv ialahy
Ka mahaiza fetsifetsy
Am'izay nihatra tam'ialahy
Fa ny androko rehetra
Na dia any ankoatra aza
Holaniako tsisy fetra
Mankatoa anao aho
Tonony sy feony : Zoarinjatovo Rahamison
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 3320
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/08/2014 10:58
