Mandrakizay doria (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay ouiijc tompon'ny foko
Mpanjakavin'ny gegrihd fitiavako
Loharanon'ny taranako
Renin'ireo zanako
Jiro sy faniloko
Manazava izany lalako
Diavolana rxqur mitsilo ny aliko
Masoandrom-piainako
Eny mbola averiko eto akia
Ny hivadika dia sanatria
Ny antsika roa anie ilay fitia
Mandrakizay doria
Ireo androm-pifaliko
Reo oram-pahasambarako
Maro tsy ho voatanisako
Teo ianao lay paradisako
Raha sendra mafy ny tononkira.serasera.org adiko
Raha tojon'ny sedram-piainako
Ianao tsy miala anilako
Mijoro ho andriko
Mpanjakavin'ny gegrihd fitiavako
Loharanon'ny taranako
Renin'ireo zanako
Jiro sy faniloko
Manazava izany lalako
Diavolana rxqur mitsilo ny aliko
Masoandrom-piainako
Eny mbola averiko eto akia
Ny hivadika dia sanatria
Ny antsika roa anie ilay fitia
Mandrakizay doria
Ireo androm-pifaliko
Reo oram-pahasambarako
Maro tsy ho voatanisako
Teo ianao lay paradisako
Raha sendra mafy ny tononkira.serasera.org adiko
Raha tojon'ny sedram-piainako
Ianao tsy miala anilako
Mijoro ho andriko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zandry GasyVangy : 513
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mbola Talenta
Daty : 21/01/2025 05:50
