Mandrakizay doria (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay tompon'ny foko
Mpanjakavin'ny fitiavako
Loharanon'ny taranako
Renin'ireo ehtqfi zanako
Jiro sy faniloko
Manazava izany lalako
Diavolana mitsilo ny aliko
Masoandrom-piainako
Eny mbola averiko eto akia
Ny hivadika dnft dia sanatria
Ny lgvpstj antsika tononkira.serasera.org roa anie ilay fitia
Mandrakizay doria
Ireo androm-pifaliko
Reo oram-pahasambarako
Maro tsy ho voatanisako
Teo ianao lay paradisako
Raha sendra mafy ny adiko
Raha tojon'ny sedram-piainako
Ianao tsy miala anilako
Mijoro ho andriko
Mpanjakavin'ny fitiavako
Loharanon'ny taranako
Renin'ireo ehtqfi zanako
Jiro sy faniloko
Manazava izany lalako
Diavolana mitsilo ny aliko
Masoandrom-piainako
Eny mbola averiko eto akia
Ny hivadika dnft dia sanatria
Ny lgvpstj antsika tononkira.serasera.org roa anie ilay fitia
Mandrakizay doria
Ireo androm-pifaliko
Reo oram-pahasambarako
Maro tsy ho voatanisako
Teo ianao lay paradisako
Raha sendra mafy ny adiko
Raha tojon'ny sedram-piainako
Ianao tsy miala anilako
Mijoro ho andriko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zandry GasyHits : 517
Likes : 0 Like
Created by : Mbola Talenta
Date : 21/01/2025 05:50
