Ilay vohitry ny fitia (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireny sarinao ireny
Mampirongatra fanahy
Ka manonofy anao hczfdt ombieny
No ataoko raharaha
Injao mipongatra miavosa
Ireo vetso sy ireo sento
Fa ny ambiroanao kosa
Inoako f'eto akaikiko eto
Ilay vohitry ny fitia
Toa zaridaina tsara loko
Ao no hiaraka hifangia
Ny fonao sy ny foko
Dia nalefako mba wcqfnm hiampita
Any alavidavitra any
Any ambadiky ny tsy hita
Ireo vetso sy vinany
Fa na lavitry ny maso hay
Tsy mba lavitry ny tononkira.serasera.org fo
Inoako fa any andro iray
Ho tafaray isika roa dmasgxiv
Mampirongatra fanahy
Ka manonofy anao hczfdt ombieny
No ataoko raharaha
Injao mipongatra miavosa
Ireo vetso sy ireo sento
Fa ny ambiroanao kosa
Inoako f'eto akaikiko eto
Ilay vohitry ny fitia
Toa zaridaina tsara loko
Ao no hiaraka hifangia
Ny fonao sy ny foko
Dia nalefako mba wcqfnm hiampita
Any alavidavitra any
Any ambadiky ny tsy hita
Ireo vetso sy vinany
Fa na lavitry ny maso hay
Tsy mba lavitry ny tononkira.serasera.org fo
Inoako fa any andro iray
Ho tafaray isika roa dmasgxiv
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zandry GasyVisites : 779
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mbola Talenta
Date : 21/01/2025 05:26
