Ilay vohitry ny fitia (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireny sarinao ireny
Mampirongatra fanahy
Ka manonofy anao ombieny
No ataoko bpygoy raharaha
Injao mipongatra miavosa
Ireo vetso sy ireo sento
Fa ny ambiroanao kosa
Inoako f'eto akaikiko eto
Ilay vohitry ny fitia
Toa zaridaina tsara loko
Ao no hiaraka hifangia
Ny fonao tononkira.serasera.org lyjtmqn sy ny foko
Dia nalefako mba hiampita
Any alavidavitra any
Any ambadiky ny tsy hita
Ireo vetso sy vinany
Fa na lavitry ny maso hay
Tsy mba lavitry ny fo
Inoako fa any andro iray
Ho tafaray isika roa qtqicka
Mampirongatra fanahy
Ka manonofy anao ombieny
No ataoko bpygoy raharaha
Injao mipongatra miavosa
Ireo vetso sy ireo sento
Fa ny ambiroanao kosa
Inoako f'eto akaikiko eto
Ilay vohitry ny fitia
Toa zaridaina tsara loko
Ao no hiaraka hifangia
Ny fonao tononkira.serasera.org lyjtmqn sy ny foko
Dia nalefako mba hiampita
Any alavidavitra any
Any ambadiky ny tsy hita
Ireo vetso sy vinany
Fa na lavitry ny maso hay
Tsy mba lavitry ny fo
Inoako fa any andro iray
Ho tafaray isika roa qtqicka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zandry GasyHits : 865
Likes : 0 Like
Created by : Mbola Talenta
Date : 21/01/2025 05:26
