Misafotofoto (zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Misafotofoto mafy lotra Jesosy ô
Izany onjampiainana entiko
Te hanimba ahy, te handrendrika ahy
Tsy misy fitsarahana izy ity isanandro
Tsy aiko ho tanterina fa tena tsy dgsfevcx zaka e
O Jesosy mila anao anie aho e
Hampitsahatra azy
Manenjika ahy, toa handrendrika ahy
Ny hahavony ny onja entiny,
ny rivotra mahery toa tsy ho tohatro
Sakanonao re
O hampangino Jesosy o
O hatsaharo e,
O hatsaharo, teneno mafy izy io tsy handrendrika ahy e
Fa mahery loatra ka tsy voatohatro, miady irery aho e
Miady irery aho
Koa mila izany sandrinao aho hanohana ahy Jesosy malala ô
Lay sambokeliko efa mila ho oiccgb vaky
Voavelin onja mahery mahafaty, tafiditry ny rano e
Hidiranangano
Tsy misy mahita aho, tsy misy mijery
Faingana hamonjy ahy f’izaho miady irery
O Jesosy mila anao anie aho ytio e, hampitsahatra azy
Tolory tanana aho fa miandry anao
Ny teninao Tompo o no andrasako
Hoe mangina mitsahara e, dia vita ny adiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana)Hits : 12489
Likes : 1 Like
Created by : heryavotrarandriamanalina
Date : 30/08/2017 13:20