Noho ilay Fahasoavana (Faneva) (YMC Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Mampahery anareo rehetra izay mbola hanara-dia an’Andriamanitra,
Tsy mahazo kivy izany, Jamais de la vie ! Jamais, jamais…)
Maro ny lalana efa zvxonjqe nodiavinay
Maro ny olana izay nosedraina
Lalan’ny fiainana tsy azo lavina e!
Tsy vitsy ny vizana sy nitaraina
Tsy moramora ny taona niananay
Nisy niala, dia nisy nandeha
Fa tsy izany akory no handeha hitarainana e!
Fa mbola ho lavitra koa ny lalan-kaleha
Ka n’inona na inona mbola hatao (choeur)
Misaotra ny Tompo fa mbola nijoro ô!
NY fitoriana izay efa fanao
Raha tsy Izy no teo dia efa rava daholo
Mbola mijoro fa teo tononkira.serasera.org Zanahary
Ilay Andriamanitra tsy mba nanary
Tsy maintsy mandroso manadino ny omaly aho ô ô
Hitory ny teny hatrany am-paran’ny tany
Ref :
Noho tmoibsk ilay fahasoavany e, ia eh ô
Dia velon’aina e , ia eh ô
Io ilay fitiavany e, ia eh ô
No hirahiraina e, ia eh ô
Nisy ny ady nolalovana e!
Ankehitriny efa nahazo hery
Ny tombon’andro mbola hivelomana e!
Hizarana ny tsara, hitoriana ny teny
Izy Andriamanitra no nanome eh eh
Anjaranay indray no manohy ny dia
Tsy maintsy toriana ny yjsxnml filazantsara e
Na amin’ny hira, Na amin’ny dihy!
Mandroso ny lalana e (X5)
Ref:...
Tsy mahazo kivy izany, Jamais de la vie ! Jamais, jamais…)
Maro ny lalana efa zvxonjqe nodiavinay
Maro ny olana izay nosedraina
Lalan’ny fiainana tsy azo lavina e!
Tsy vitsy ny vizana sy nitaraina
Tsy moramora ny taona niananay
Nisy niala, dia nisy nandeha
Fa tsy izany akory no handeha hitarainana e!
Fa mbola ho lavitra koa ny lalan-kaleha
Ka n’inona na inona mbola hatao (choeur)
Misaotra ny Tompo fa mbola nijoro ô!
NY fitoriana izay efa fanao
Raha tsy Izy no teo dia efa rava daholo
Mbola mijoro fa teo tononkira.serasera.org Zanahary
Ilay Andriamanitra tsy mba nanary
Tsy maintsy mandroso manadino ny omaly aho ô ô
Hitory ny teny hatrany am-paran’ny tany
Ref :
Noho tmoibsk ilay fahasoavany e, ia eh ô
Dia velon’aina e , ia eh ô
Io ilay fitiavany e, ia eh ô
No hirahiraina e, ia eh ô
Nisy ny ady nolalovana e!
Ankehitriny efa nahazo hery
Ny tombon’andro mbola hivelomana e!
Hizarana ny tsara, hitoriana ny teny
Izy Andriamanitra no nanome eh eh
Anjaranay indray no manohy ny dia
Tsy maintsy toriana ny yjsxnml filazantsara e
Na amin’ny hira, Na amin’ny dihy!
Mandroso ny lalana e (X5)
Ref:...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : YMC GospelVangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nainaktkt
Daty : 15/10/2026 15:42
