Ny fitiavany (VLM Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY FITIAVANY
1. Mahavalalanina ny saina 'reo manodidina ahy
Toa faly feno fiadanana
Hatraiza nefa Ray ô izany fetrany
sa mandrakizay tsy misy ggniefh farany
Fiv: Ho amin'izy ireo anie ny fiantranao
Fa ny fahasoavanao no nahatoy izao azy
Mba ho aminy ny fahatsapana fa
Ianao dia FITIAVANA
2. Minia gxogz tsy mahita tononkira.serasera.org ve sa odian-tsy mandre
Izato fitiavan-dehibe
Kanefa egqvqyhj fahotana no nasetriny
sa fisaorana no navaliny
Fiv: Ho amin'izy ireo .........
Minia tsy mahita ve sa odian-tsy mandre
1. Mahavalalanina ny saina 'reo manodidina ahy
Toa faly feno fiadanana
Hatraiza nefa Ray ô izany fetrany
sa mandrakizay tsy misy ggniefh farany
Fiv: Ho amin'izy ireo anie ny fiantranao
Fa ny fahasoavanao no nahatoy izao azy
Mba ho aminy ny fahatsapana fa
Ianao dia FITIAVANA
2. Minia gxogz tsy mahita tononkira.serasera.org ve sa odian-tsy mandre
Izato fitiavan-dehibe
Kanefa egqvqyhj fahotana no nasetriny
sa fisaorana no navaliny
Fiv: Ho amin'izy ireo .........
Minia tsy mahita ve sa odian-tsy mandre
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VLM ItaosyVisites : 1740
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tahiry_izy
Date : 03/06/2015 14:19
