Ny fitiavany (VLM Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY FITIAVANY
1. Mahavalalanina ny saina 'reo manodidina ahy
Toa faly feno fiadanana
Hatraiza nefa Ray wivznlmr ximms ô izany fetrany
sa mandrakizay erijyj tsy misy farany
Fiv: Ho amin'izy ireo anie ny fiantranao
Fa ny fahasoavanao no nahatoy izao azy
Mba tononkira.serasera.org ho aminy ny fahatsapana fa
Ianao dia FITIAVANA
2. Minia tsy mahita ve sa odian-tsy mandre
Izato fitiavan-dehibe
Kanefa fahotana no nasetriny
sa fisaorana no navaliny
Fiv: Ho amin'izy ireo .........
Minia tsy mahita ve sa odian-tsy mandre

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM ItaosyHits : 1685
Likes : 1 Like
Created by : tahiry_izy
Date : 03/06/2015 14:19