Vavaka (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tompo ô apetrako Aminao ny fiainako
Fa Ianao irery tononkira.serasera.org no andrandraiko hanafaka
Tsinontsinona mpanota, mba vonjeo
Reraka! Manampia fa mitoreo
Fiv Izao ydqzdwng no vavakay, asandratra Aminao
Ry Jesosy Kristy Mpanafaka ô
Ny Teninao no manambara hoe
Mangataha dia homena ianareo
2.Fantatrao tsy miafina Aminao ny fiainako
Atolotro ireo ady sarotra
Tsy ho ahy irery fa ao koa ny Firenena
Miangavy! xawbprl Mba sitrano fa mijaly
Fiv Izao no vavakay, asandratra Aminao
Ry Jesosy Kristy Mpanafaka ô
Ny Teninao no manambara hoe
Mangataha dia homena ianareo
A/C R.M. cpgzuwj Hanitra
Fa Ianao irery tononkira.serasera.org no andrandraiko hanafaka
Tsinontsinona mpanota, mba vonjeo
Reraka! Manampia fa mitoreo
Fiv Izao ydqzdwng no vavakay, asandratra Aminao
Ry Jesosy Kristy Mpanafaka ô
Ny Teninao no manambara hoe
Mangataha dia homena ianareo
2.Fantatrao tsy miafina Aminao ny fiainako
Atolotro ireo ady sarotra
Tsy ho ahy irery fa ao koa ny Firenena
Miangavy! xawbprl Mba sitrano fa mijaly
Fiv Izao no vavakay, asandratra Aminao
Ry Jesosy Kristy Mpanafaka ô
Ny Teninao no manambara hoe
Mangataha dia homena ianareo
A/C R.M. cpgzuwj Hanitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM AmpitankelyHits : 1149
Likes : 0 Like
Created by : fansDiez
Date : 25/01/2019 22:53
