You are here: home > Tononkira > VLM Ampitankely

FADIO (VLM Ampitankely)

https://tononkira.serasera.org/hira/vlm-ampitankely/fadio-1

1.Fadio, fadio ny toak’e (x2)
Satria manimba ny tempolin’Andriamanitsa (Io toaka io)
Tsa hahavianao any an-danitsa (Io toaka io)
Ny voany dia midola sy fanimpanigna (Marin’io)
Dia lany koa ny vola hamidy hanigna Marin’io e

2. Fadio, fadio ny sigara (x2)
Satria manimba ny fahasalamana (io sigara io)
Mijaly ny kilonga sy Ramadama
Noroanao ny vola hatao sakafo (marina io)
Ny vary anefa izao d'efa tena lafo Marina io e

3. Fadio, fadio ny rongony (x2)
Satria manimba ny tempolin'Andriamanitsa (io rongony tononkira.serasera.orgio)
Tsa hahavianao agny an-danitsa
Ny lohanao mivadika ambony ambany (marina io)
Mizary manaonao fahatany Marin’io e

Sy tapa-kevitsa ary ianao fa hiala amin’ny toak’io
Jesosy ro vahaolagna zay ro tadidio
Fa lehe ny Zanaka hoy Ie ro hagnafaka anareo
Dia ho afaka tokoa agnareo

1.Fadio, fadio ny toak’e (x2)
Satria manimba ny tempolin’Andriamanitsa (Io toaka io)
Tsa hahavianao any an-danitsa (Io toaka io)
Ny voany dia midola sy fanimpanigna (Marin’io)
Dia lany koa ny vola hamidy hanigna Marin’io e

A/C: RALAINIRINA Valitera

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM Ampitankely
Mpamaky : 180
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fansDiez
Tamin'ny : 25/01/2019 15:32:07
ID : 11295

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo