Tsy irery mihitsy aho (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voafitaka aho nafoy
Ny niantra tsy mba nisy
Dia izao tokoa ilay xmca hoe resy
Nitady toky nefa indrisy!
Mavesatra ny fo;andositra aiza moa?
Mba iza moa no andraindraiko,
Mangidy loatra no zakaiko.
Ref tononkira.serasera.org :f’izaho tsy very ,izaho tsy irery
Jehovah miahy sy miaro ahy
Dia izy efo foana ary izy hijery
Ka jlehu tsy hamela ahy hiady irery
Raha miantso dia henoiny
Tsy irery aho;tsy hafoiny.
Izay mety ho sarobidy
Noho ianao dia hafoiko
Na mety mbola hanary ahy
Ny olona akaikin’ny foko
sziqr Ianao ny ahy no itokiako
Ianao no hataoko Rova
Hifikitra aminao aho
F’ianao ilay tia ahy tsy mba miova
Ref :f’izaho tsy very ,izaho tsy irery .
Jehovah miahy sy miaro ahy.
Dia izy efo foana ary izy hijery
Ka tsy hamela ahy hiady irery.
Raha miantso dia henoiny.
Tsy irery aho;tsy hafoiny.
Ny niantra tsy mba nisy
Dia izao tokoa ilay xmca hoe resy
Nitady toky nefa indrisy!
Mavesatra ny fo;andositra aiza moa?
Mba iza moa no andraindraiko,
Mangidy loatra no zakaiko.
Ref tononkira.serasera.org :f’izaho tsy very ,izaho tsy irery
Jehovah miahy sy miaro ahy
Dia izy efo foana ary izy hijery
Ka jlehu tsy hamela ahy hiady irery
Raha miantso dia henoiny
Tsy irery aho;tsy hafoiny.
Izay mety ho sarobidy
Noho ianao dia hafoiko
Na mety mbola hanary ahy
Ny olona akaikin’ny foko
sziqr Ianao ny ahy no itokiako
Ianao no hataoko Rova
Hifikitra aminao aho
F’ianao ilay tia ahy tsy mba miova
Ref :f’izaho tsy very ,izaho tsy irery .
Jehovah miahy sy miaro ahy.
Dia izy efo foana ary izy hijery
Ka tsy hamela ahy hiady irery.
Raha miantso dia henoiny.
Tsy irery aho;tsy hafoiny.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TvbroadcastingHits : 1326
Likes : 1 Like
Created by : raniNi1
Date : 17/05/2019 08:55
