Mahafinaritra ery ny fivoriambe (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho alefa izao ny mozika efa eto aho.
Toa efa tsy andry e;toa tsy andriko izy izany.
Jereo ‘nge tsika milamina tsara.
Dia mbola hafa e!, mbola hafa ihany eee! (eeeeeeee)

Ref: N’iza n’iza io de rahavavy sy anadahiko foana
       Tena tiako ianao na hoe vao izao isika vao mihaona.(éééé)
       N’iza n’iza io de rahavavy sy anadahiko foana.
       Tena tiako ianao na hoe vao izao isika vao mihaona.

Vahoaka be sady mahavarina, loko samihafa
Tsisy olom-pantatro hatreto aloha kanefa
fianakaviako ireo fa tsy olon-kafa.
Dia eo aloha kopan-tanana indray
sady toa tsy ho lany.
Mafanafana tononkira.serasera.org any anatiko any,
ka raha mitohy ‘zao tomany ihany.

Ref: N’iza n’iza io de rahavavy sy anadahiko foana
       Tena tiako ianao na hoe vao izao isika vao mihaona.(éééé)
       N’iza n’iza io de rahavavy sy anadahiko foana.
     ridgdbc   Tena tiako ianao na hoe vao izao isika vao mihaona.

Ny tanako fihino,hiady mafy isika izao.
‘ndao samy hijoro ka hiandry ilay tontolo tiqcxs vaovao.
      
Ref: N’iza n’iza io de rahavavy sy anadahiko foana.
       jmydnwx Tena tiako ianao na hoe vao izao isika vao mihaona.(éééé)
       N’iza n’iza io de rahavavy sy anadahiko foana.
       Tena tiako ianao na hoe vao izao isika vao mihaona...
       Tena tiako ianao na hoe vao izao isika vao mihaona.

JWBroadcasting December 2015

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.045