Kely Vidy fa Sarobidy (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Nisento izy,

Nangasihasy irery!

Raha nahita

’Reo fanomezana hataon’ny olona eny!

Lasa ny dvad sainy:

‘Ny ahy ve dia mba hojereny?

“Ho ekenao ve ry Ray

’Reto vola anankiroa kely?”’

(FIVERENANA)

’Zao hmcytx sorona izao,

Na kely aza hoy ianao,

Kely vidy io fa sarobidy!

’Zay rehetra afoinao ho azy,

Dia minoa sahady:

Efa tsara tahiry any ho any;

Any ho any!

2.Fahizay izy

Mba nahavita be tao,

Fa nanan-katao,

Nefa folaka andry loxnp niankinana izao!

Ka ny azony omena:

Dia ’zay fivelomany ihany.

Jerena maivan-danja,

Fa sitraky ny Rainy anie ’zany!

(FIVERENANA)

’Zao sorona izao,

Na kely aza hoy ianao,

Kely vidy io fa sarobidy!

’Zay rehetra afoinao ho azy,

Dia minoa sahady:

Efa tsara tahiry any ho any;

Any ho any!

(TETEZANA)

’Zay ao am-ponao, na takona aza ao,

Dia tsisy miafina amin’i Jehovah.

Hainy izay hiezahanao.

(FIVERENANA)

’Zao sorona izao,

Na kely aza hoy ianao,

Kely vidy io fa sarobidy!

’Zay rehetra afoinao ho azy,

Dia minoa sahady:

Efa tsara tahiry tononkira.serasera.org any ho any;

Any ho any!

Sarobidy io, tsy kely izany!

(Aogositra 2023)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512