Izay tena zava-dehibe (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny safidy isan’andro tsy maintsy hatao:
Inona no ampiasaina ny fotoananao?
Ny fialam-boly aloha mahafaly ary ilaina
nefa  tsara koa raha toa mba lanjalanjaina.
        
Ref:  Izay tena zava-dehibe,'zay no ataovy aloha.
         Tsy aleo ve mba miaro ny fo
         dia ampandefero izay tsy mahasoa
         Fa mivavaha ary mianara
         Dia ny fanompoana no tanteraho tsara .
         Ny ho naman’i Jehovah anie no tsara indrindra.

Mampiady saina anao ny vola lany.
Dia voatery ianao miasa ka revo amin’zany.
Nefa ny ao an-trano no aza hatakalo.
Ampio sy ahio izy ireo, ny harena anie mandalo.
  
Ref:  Izay tena zava-dehibe,'zay no ataovy aloha.
         Tsy aleo ve mba miaro ny fo
         dia ampandefero izay tsy mahasoa
         Fa mivavaha ary mianara
         Dia ny fanompoana no tanteraho tsara .
         Ny ho naman’i Jehovah anie no tsara indrindra.        
            (Oououououou …..Oooooooooo)
      
Izay tena zava-dehibe,’zay no ataovy aloha.
Tsy aleo ve mba miaro ny fo
dia ampandefero izay tsy mahasoa.
Fa mivavaha ary mianara
dia ny fanompoana no tanteraho tsara.
Ny ho naman’i Jehovah anie no tsara indrindra.

JWBroadcasting February 2018
      
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1132