You are here: home > Tononkira > Tvbroadcasting

Fiadanana ihany Eran-tany (Tvbroadcasting)

Raha ny manodina ahy
Toa manjombon-dava
korontana sy fahoriana
Zaho indray nefa mino,
Tsy ho ela io dia hisava
hazava ny andro hibalika

Fiv: N'aiza n'aiza eto an-tany,tony tsisy ahiahy
Hilamin-tsaina hatrany
Ny any an-tampokavoana,ny any an-dohasaha
ho fiadanana ihantononkira.serasera.orgy
Eran-tany

Rehefa hisolo vaovao zao rehetra izao
dia hifankatia ny olona ao
Ka zay eto an-tany sy ny any an-danitra any
Dia hiadana tsisy hoatr'izany

Ref:N'aiza n'aiza eto an-tany,tony tsisy ahiahy
Hilamin-tsaina hatrany
Ny any an-tampokavoana,ny any an-dohasaha
Ho fiadanana ihany
Eran-tany

Hevitra mandeha

tianjanaharyerick3 (22/09/2022 10:10:57)

Salama tompoko,rahoviana kai azafady no mivoaka ny hira nampidiriko no mivoaka any amin'ny apk fa efa tsy andriko??
Misaotra tompoko

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : Tvbroadcasting
Mpamaky : 35
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : tianjanaharyerick3
Tamin'ny : 22/09/2022 19:41:06
ID : 14566

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo