You are here: home > Tononkira > Tvbroadcasting

Ady ny fiainako (Tvbroadcasting)

https://tononkira.serasera.org/hira/tvbroadcasting/ady-ny-fiainako

Ny fiainako efa ady mafy .
Na dia malahelo aza aho dia… mihafy.
Fa tafahoatra kosa androany,
te hiafina aho ,dia hitomany.
Jehovah nefa manampy ahy.
Mandray ny tanako izy hoe:”mitrakà”
Ny Teniny hery ho ahy.

(ref)Mampahatsiaro ahy isan’andro hoe: (ououou)
Kely sisa fa andraso ihany ( yeh, ououou).
Ny ranomaso hofafany (ououou)
Kely sisa fa andraso ihany,
’lay paradisa ho avy Io tazana io sahady.
Tohizo ihany ilay ady, (aaady)
Tohizo ihany ilay ady,(ouououou)

Ny teninao no mampahery ahy.
Raha sendra tafiotra aho ‘zao,tsy manahy.
Jehovah eo mba hanampy ahy.
Mandray ny tanako izy hoe: “mitrakà”
Ny Teniny hery tononkira.serasera.orgho ahy.

(ref)Mampahatsiaro ahy isan’andro hoe: (ououou)
Kely sisa fa andraso ihany ( yeh, ououou).
Ny ranomaso hofafany(ououou)
Kely sisa fa andraso ihany,
’lay paradisa ho avy Io tazana io sahady.
Tohizo ihany ilay ady, (aaady)
Tohizo ihany ilay ady, (ouououou).
Tohizo ihany ilay (aaaady)
Tohizo ihany ilay ady (an an an)… (ouououououou).
Tohizo ihany ilay ady …Tohizo ilay ady… Tohizo ilay ady.

(ououou) Kely sisa fa andraso ihany ( yeh, ououou)
Ny ranomaso hofafany  ( yeh, ououou)
Kely sisa fa andraso ihany,’lay paradisa ho avy Io tazana io sahady.
Tohizo ihany ilay ady,
                    
                     JWBroadcasting October 2019

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tvbroadcasting
Mpamaky : 93
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : raniNi1
Tamin'ny : 13/10/2019 21:07:53
ID : 12122

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo