Mbola tia Ve (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Menamenatra ianao amin’ny endrika faly sahirana
Fa tonga indray ianao, hanome fitia
Tsy nanontany ahy intsony ianao, mbola tia ve sa efa lao
Fa ny molotrao ihany natolotrao ho ahy izany
refrain:*2 fois
Tia anao aho tia ahy ianao
Hamerina ktfry indray ilay hafanana hatrizay
Miditra ny trano ianao, dia tononkira.serasera.org tsikim-pitia no atorakao
Fa tonga indray ianao, tonga toy pqalunoo ny fanao
Tsy nanontany anao intsony aho, mbola tia ve sa efa lao
Avy hatrany aho hatrany ianao, miantoraka nifamihina
refrain:*2 fois
Tia anao aho, tia ahy ianao
Hamerina indray le hafanana
hatrizay ntwapuad http://tononkira.serasera.org/hira/tselatra/tia-anao Tsiky dia ampy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TselatraVangy : 1224
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rijabotabb
Daty : 15/04/2016 11:35