Mbola ho avy (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka izaho sy ianao
Nefa nccxtpo aoka ho fantatrao
Fa tsy kilalao e
Fitiavako anao
Efa fantatrao ihany e
Ny antony andehanako any e
Hikatsaka ho ahy wujdigo sy ianao fiainam-baovao
Fiverenana :
Fa mbola ho avy aho hiverina indray e
Mbola ho avy aho ho anilanao
Mbola ho avy aho hitsabo indray e
Ny aretinao e
Efa mino sahady aho
Fa efa kaopy ianao
Amin’izay miseho amin’ny fiainana
Fa ny volana ltne sy ny taona
Dia handalo haingana foana tononkira.serasera.org
Fa ny fitiavantsika tsy mba hangatsiaka
Fiv (in-2)
Nefa nccxtpo aoka ho fantatrao
Fa tsy kilalao e
Fitiavako anao
Efa fantatrao ihany e
Ny antony andehanako any e
Hikatsaka ho ahy wujdigo sy ianao fiainam-baovao
Fiverenana :
Fa mbola ho avy aho hiverina indray e
Mbola ho avy aho ho anilanao
Mbola ho avy aho hitsabo indray e
Ny aretinao e
Efa mino sahady aho
Fa efa kaopy ianao
Amin’izay miseho amin’ny fiainana
Fa ny volana ltne sy ny taona
Dia handalo haingana foana tononkira.serasera.org
Fa ny fitiavantsika tsy mba hangatsiaka
Fiv (in-2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TselatraVangy : 17027
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/09/2002 16:05
