Mitoera ato amiko (Thierry d'Ihorombe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ianao Jesoa no lohany amin’ny fiainanay
Mampiombona anay ho Eglizy iray
Ianao no foto-boaloboka
Izahay toko telo no rantsana velona
mba hamoa voa tsara
Ho voninahitrao Andriamanitra ô

Aza avela hisaraka aminao izahay Tompo ô
Ampianaro ailcf hifankatia sy hifamela heloka
ary hanao ny sitraponao hoe:
“Mitoera ato Amiko fa Izaho no hitoetra ao aminareo”

2-Miantso antsika i Jesoa mba hitoetra ao Aminy
Hiara-monina ao am-pontsika
Tsy isika no velona
fa Izy no velona ao am-pontsika
Hiara-monina ao am-po
Hitarika johso antsika tononkira.serasera.org hiaina amin’ny fiainam-pinoana

3-Fanahy Masina ô, tariho hatrany izahay e
Hamokatra ny vokatry finoana
Hiaina xomxawhr ny fitiavana sy fanetren-tena
Hanana faharetana amin’ny finoana
Hifampizara ny soa amin’ireo mpiara-belona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Thierry d'Ihorombe
Vangy : 28
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 16/10/2026 07:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0516