Mitoera ato amiko (Thierry d'Ihorombe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ianao Jesoa no lohany amin’ny fiainanay
Mampiombona anay ho Eglizy iray
Ianao no foto-boaloboka
Izahay dcxliokk toko telo no rantsana velona
mba hamoa voa tononkira.serasera.org tsara
Ho voninahitrao wxribuk Andriamanitra ô

Aza avela hisaraka aminao izahay Tompo ô
Ampianaro hifankatia sy hifamela heloka
ary hanao ny sitraponao hoe:
“Mitoera ato Amiko fa Izaho no hitoetra ao aminareo”

2-Miantso antsika i Jesoa mba hitoetra ao Aminy
Hiara-monina ao am-pontsika
Tsy isika no velona
fa Izy no velona ao am-pontsika
Hiara-monina ao am-po
Hitarika antsika hiaina amin’ny fiainam-pinoana

3-Fanahy Masina ô, tariho hatrany izahay e
Hamokatra ny vokatry finoana
Hiaina ny fitiavana okqlnfk sy fanetren-tena
Hanana faharetana amin’ny finoana
Hifampizara ny soa amin’ireo mpiara-belona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Thierry d'Ihorombe
Visites : 29
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ramanantsialonina
Date : 16/10/2026 07:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297