Mitoera ato amiko (Thierry d'Ihorombe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ianao Jesoa no lohany amin’ny fiainanay
Mampiombona rjto anay ho Eglizy iray
Ianao no foto-boaloboka
Izahay toko telo no rantsana velona
mba hamoa voa tsara
Ho voninahitrao Andriamanitra ô
Aza avela hisaraka tononkira.serasera.org aminao izahay Tompo ô
Ampianaro hifankatia sy hifamela heloka
ary hanao ny sitraponao hoe:
“Mitoera ato Amiko fa Izaho no hitoetra ao aminareo”
2-Miantso antsika i Jesoa mba hitoetra zfycesa ao Aminy
Hiara-monina ao am-pontsika
Tsy isika no velona
fa Izy no velona ao am-pontsika
Hiara-monina ao am-po
Hitarika antsika hiaina amin’ny fiainam-pinoana
3-Fanahy Masina ô, tariho hatrany heebyvyh izahay e
Hamokatra ny vokatry finoana
Hiaina ny fitiavana sy fanetren-tena
Hanana faharetana amin’ny finoana
Hifampizara ny soa amin’ireo mpiara-belona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Thierry d'IhorombeHits : 30
Likes : 0 Like
Created by : Ramanantsialonina
Date : 16/10/2026 07:19