Fiadanako (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Aza malahelo ny tononkira.serasera.org fonao
Na mandalo ady aza ianao
Ka hmisr misedra fahoriana izay tsy zakanao.
Aza mitomany, hatrakao ny loha
Aza gqve malahelo, hatanjao ny fo
Fa Izaho dia hitady ny hampandresy anao.
(X2)
Ref:
Fiadanako, no ho fxokitch omeko anao
Tsy toy ny fanome, toy ny an'izao tontolo izao.
Hasambarako, no haposako anao
Dia matokia, f'efa mpandresy ianao izao.
....
Aza malahelo ny fonao
Raha mandalo ady aza ianao
Efa niaretako sy niafiko ireo fijalianao.
Manomboka androany, ataovy ao an-doha
'Reo fahavalonao ho resy avokoa
Fa Izaho, tsy maintsy hitady ny hampandresy anao.
Ref:...
....
Ref:...
*Dia matokia, f'efa mpandresy ianao izao.(X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TDL (True Direction Life)Vangy : 1701
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 03/02/2023 19:47