MAHEREZA FOANA (TDL (True Direction Life))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay nenjehina fatratra hatramin’izay
Nosedraina nalefa anaty afo nandalo ady mahamay
Toa reraka ianao na dia niezaka niaritra ihany niady mafy hatrizay
Mahatsiaro resy indraindray

Mahereza foana ianao na maro aza ireo tsy tia
Fa ianao sy ny ankohonanao ho tahian’I Jesosy Kristy
Mahereza foana ianao tononkira.serasera.org na mafy aza ny ady ety
Fa ianao sy sbxqqcta ny ankohonanao ho tahian’I Jesosy Kristy

Lay sakaiza nantenaina nahafoy dfnpx anao ka lasa tsy tia
Ireo fianakaviana dia fpwlvwlm efa nanadino satria
Toa reraka ianao na dia niezaka niaritra ihany niady mafy hatrizay
Mahatsiaro resy indraindray

Mahereza foana ianao…

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TDL (True Direction Life)
Visites : 15759
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : niniekely
Date : 05/05/2017 13:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304