MAHEREZA FOANA (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay nenjehina fatratra hatramin’izay
Nosedraina nalefa anaty afo nandalo ady mahamay
Toa reraka ianao na dia niezaka niaritra ihany niady mafy hatrizay
Mahatsiaro resy indraindray
Mahereza foana ianao na maro aza ireo tsy tia
Fa ianao sy ny ankohonanao ho tahian’I Jesosy Kristy
Mahereza foana ianao na mafy aza ny ady ety
Fa ianao wwgo sy ny ankohonanao ho tahian’I Jesosy Kristy
Lay sakaiza nantenaina wmozt nahafoy anao ka aqyugc lasa tsy tia
Ireo fianakaviana dia efa nanadino tononkira.serasera.org satria

Mahereza foana ianao…

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TDL (True Direction Life)Hits : 15761
Likes : 1 Like
Created by : niniekely
Date : 05/05/2017 13:22