Mahereza (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay nenjehina fatratra atr@zay,
Nosedraina nalefa anaty afo nandalo ady mahamay,
Tao reraka ianao na dia niezaka niaritra xeyzmwi iany niady mafy hatrizay
Matsiaro resy indraindray.
Mahereza foana ianao
Na maro aza ireo tsy tia
Fa ianao sy ny ankohonanao
Ho tahin'i jesosy kristy.
Mahereza foana ianao
Na mafy aza ny ady ety
Fa ianao sy ny ankohonanao
Ho tahin'i jesosy kristy.
Ilay sakaiza nantenainao nafoy anao ka osgjzr lasa tsy tia
Ireo fianakavina dia efa nanadino satria
Tao reraka ianao na dia niezaka tononkira.serasera.org niaritra iany niady mafy hatrizay vovtaxx
Mahatsiaro resy indraindray.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TDL (True Direction Life)Vangy : 6698
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Feyfeh
Daty : 02/10/2017 06:13