Tompo ô tahio (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tompo ô tahio
Ity tanindrazanay
Mba jereo ka ampio
Hazavao ‘ty nosinay
nzapzd Ary avaozy koa ny saina
Mba ho masina tokoa
Handry fehizay no ilaina
Ka hitondra voka-tsoa
2)Tompo ô tahio
‘Zay mdwbhaw mitondra anay izao
Mba tsidiho sy tariho
Ka toroy ny hevitrao
‘Reo mpitondra fanjakana
Ao koa ny mpanao lalàna
Mba handroso lrxuegg sy hihatsara
Tanindrazanay malala
tononkira.serasera.org 3)Tompo ô tahio
Izahay madinikao
Mba tohano ka vangio
Hiorim-paka ao aminao
Mba hiadananay tokoa
Ka ho sambatra sy soa
Eo ampanarahan-dia Anao
Ho salama lalandava izao
Ity tanindrazanay
Mba jereo ka ampio
Hazavao ‘ty nosinay
nzapzd Ary avaozy koa ny saina
Mba ho masina tokoa
Handry fehizay no ilaina
Ka hitondra voka-tsoa
2)Tompo ô tahio
‘Zay mdwbhaw mitondra anay izao
Mba tsidiho sy tariho
Ka toroy ny hevitrao
‘Reo mpitondra fanjakana
Ao koa ny mpanao lalàna
Mba handroso lrxuegg sy hihatsara
Tanindrazanay malala
tononkira.serasera.org 3)Tompo ô tahio
Izahay madinikao
Mba tohano ka vangio
Hiorim-paka ao aminao
Mba hiadananay tokoa
Ka ho sambatra sy soa
Eo ampanarahan-dia Anao
Ho salama lalandava izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 1496
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : faliherijaona17
Daty : 08/08/2017 20:47
