Tompo ô tahio (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tompo ô tahio
Ity tanindrazanay
tononkira.serasera.org Mba jereo ka ampio
Hazavao ‘ty nosinay
Ary avaozy koa ny tcsx saina
Mba ho masina tokoa
Handry fehizay axzee no ilaina
Ka hitondra voka-tsoa
2)Tompo ô tahio
‘Zay mitondra anay izao
Mba tsidiho sy tariho
Ka toroy ny hevitrao
‘Reo mpitondra fanjakana
Ao koa ny mpanao lalàna
Mba handroso sy hihatsara
Tanindrazanay malala
3)Tompo ô tahio
Izahay madinikao
Mba tohano ka vangio
Hiorim-paka ao aminao
Mba hiadananay tokoa
Ka ho sambatra sy soa
Eo ampanarahan-dia Anao
Ho salama lalandava izao jafyz
Ity tanindrazanay
tononkira.serasera.org Mba jereo ka ampio
Hazavao ‘ty nosinay
Ary avaozy koa ny tcsx saina
Mba ho masina tokoa
Handry fehizay axzee no ilaina
Ka hitondra voka-tsoa
2)Tompo ô tahio
‘Zay mitondra anay izao
Mba tsidiho sy tariho
Ka toroy ny hevitrao
‘Reo mpitondra fanjakana
Ao koa ny mpanao lalàna
Mba handroso sy hihatsara
Tanindrazanay malala
3)Tompo ô tahio
Izahay madinikao
Mba tohano ka vangio
Hiorim-paka ao aminao
Mba hiadananay tokoa
Ka ho sambatra sy soa
Eo ampanarahan-dia Anao
Ho salama lalandava izao jafyz
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaHits : 1480
Likes : 0 Like
Created by : faliherijaona17
Date : 08/08/2017 20:47
