ovao ny fomba amam-panao (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. SOLO :
Tsy mbola tena matotra
dvnxvkp Ary koa tsy mbola avotra
Raha toa ka voninahitra
No anaovana ny asan'Andriamanitra
(TRIO )
Hany ka tonga avy hatrany
Na ao am-piangonana aza
Ny hoe ahona moa izany
No ahazoako dera sy laza
Fiverenana :(Miaraka)
Ovao ny fomba amam-panao.
Raha toa ka tena ao aminao.
Ny finoana sy fitiavana.
Ny asan'Andriamanitra
Ary ataovy ho ren'ny olona
Fa tsy mba menatra ianao.
Ny hitory teny soa fa tsy ozona
Amin'izao tontolo izao.
2. tononkira.serasera.org ( S o l o )
Anio kosa fantatrao
Fa dia zava-poana izay natao
Raha toa tsy mifanaraka
ztlyuay Amin'ny lalana napetrak'Andriamanitra
( T R I O )
Ka hoe ny asa arahina
Finoana sy fitiavana
Mitondra xbif soa lehibe tokoa
Avy amin'ny Ray tsitoha
Fiverenana : Ovao ny fomba amam-panao
................
Tsy mbola tena matotra
dvnxvkp Ary koa tsy mbola avotra
Raha toa ka voninahitra
No anaovana ny asan'Andriamanitra
(TRIO )
Hany ka tonga avy hatrany
Na ao am-piangonana aza
Ny hoe ahona moa izany
No ahazoako dera sy laza
Fiverenana :(Miaraka)
Ovao ny fomba amam-panao.
Raha toa ka tena ao aminao.
Ny finoana sy fitiavana.
Ny asan'Andriamanitra
Ary ataovy ho ren'ny olona
Fa tsy mba menatra ianao.
Ny hitory teny soa fa tsy ozona
Amin'izao tontolo izao.
2. tononkira.serasera.org ( S o l o )
Anio kosa fantatrao
Fa dia zava-poana izay natao
Raha toa tsy mifanaraka
ztlyuay Amin'ny lalana napetrak'Andriamanitra
( T R I O )
Ka hoe ny asa arahina
Finoana sy fitiavana
Mitondra xbif soa lehibe tokoa
Avy amin'ny Ray tsitoha
Fiverenana : Ovao ny fomba amam-panao
................
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVisites : 1543
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rukbat16
Date : 18/01/2015 17:34
