Ndao handihy (Taratra Hazavana Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isan’andro isan’andro ny Tompo Jesô, manome vahaolana
Tiako ianao handray ny anjara voatendry,handresy ny Olana
Ka inon’ pikosmk indray ambarako aminy hoy ianao eee!
Omeo Voninahitra Izy Androany dia irvmtep ho hitanao eeee!
REFRAIN;
Ndao handihy! ……. Hidera ny Tompo ô ô ô!
Ndao handihy……....Hankalaza ny anarany e!
Ndao handihy……....Omeo azy ny Voninahiny!
Ndao handihy……....Andao antsika e!
Ambonin’tany tsy tononkira.serasera.org mba azo hitarainana
Jesosy irery ihany no manome ny fiainana
Tany efitra ny fiainana eto ambonin’ny tany
Mamolavola anao ny fatsarana hatrany
Aminazy -matsaratsara – matsaratsara- matsaratsara za!
Aminazy -matsaratsara – cgkbbkgn matsaratsara zaaaaaa!!!
A/C...RANDRIANAIVO Lova

--------
Rohy:
Hevitra
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 10:32)
Taratra Hazavana Madagasikara -
Ndao handihy
A/C RANDRIANAIVO Lova
Ndao handihy
A/C RANDRIANAIVO Lova
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Taratra Hazavana MadagasikaraVangy : 310
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Taratrahazavana17
Daty : 25/07/2025 10:31